moi pour commencer

moi pour commencer
BIENVENUE SUR MON BLOG

Je me prezente, je m'appel rodrick
21ans et pour plus d'information sur moi m'ezité pa a me laissé de message
merci a vous detr pacé sur mon blog et a biento

# Enviado el sábado 12 de septiembre de 2009 14:00

Modificado el miércoles 30 de diciembre de 2009 12:59

ma patrie

[
FIERE D'ETRE GASY
ma patrie
[ Añadir un comentario ] [ Ningún comentario ]

# Enviado el sábado 12 de septiembre de 2009 14:06

Modificado el jueves 08 de octubre de 2009 14:20

tite video du momen


Miala tsiny aho raha, raha misy ny hadino
Efa ela izay ; tsy maintsy hiverina satria
Misy any............

Ny tenako aty fa ny saiko mbola any
Mbola mahatsiaro anao ,tsy te hanadino anao
Ny maso mikipy ,te hahita ilay loko
Te hijery anao, mbola mahatadidy anao

Mety ho resy ny andro, fa ny tena tsy handady
Satria mbola misy miandry any alavitra any e! E! E
Tsy maintsy hiverina fa miandry
Ny fandriana mafana eo akaikinao
Aza avelanao irery, lasa eritreritra kely
Hatokana ho antsika e ! E!
Aza avelanao mody aho raha tsy mitolana
Ilay masoandro natokana ho anao
Aza avelanao mody ô !Ô

Raha mafy ny ady ka ianao ,miandry izany ahoana
Ny foko tsy te hitalaho satria mbola misy anao
Masoandro no kendreko ny alahelo no manery
Mitady ny herinao ao anatiko ao

Mety ho resy ny andro, fa ny tena tsy handady
Satria mbola misy miandry any alavitra any
Tsy maintsy hiverina fa miandry
Ny fandriana mafana eo akaikinao
Aza avelanao irery, lasa eritreritra kely
Hatokana ho antsika , hatokana ho antsika e !
Aza avelanao mody aho raha tsy mitolana
Ilay masoandro natokana ho anao
Aza avelanao mody ô !Ô !Ô !Ô


Tsy hadalan'ity fo, na redirediny loha
Ny nandaozako anao mbola tia
Fa mahatsiaro irery ka raiso antanandroa
Fo mitady anjara masoandro

Ref:

Mety ho resy ny andro, fa ny tena tsy handady
Satria mbola misy miandry any alavitra any
Tsy maintsy hiverina fa miandry
Ny fandriana mafana eo akaikinao
Aza avelanao irery, lasa eritreritra kely
Hatokana ho antsika , hatokana ho antsika e !
Aza avelanao mody aho raha tsy mitolana
Ilay masoandro natokana ho anao
Aza avelanao mody ô !Ô !Ô !Ô
[ Añadir un comentario ] [ Ningún comentario ]

# Enviado el sábado 12 de septiembre de 2009 14:10

Modificado el miércoles 07 de octubre de 2009 17:28